-
Notifications
You must be signed in to change notification settings - Fork 118
Commit
This commit does not belong to any branch on this repository, and may belong to a fork outside of the repository.
- Loading branch information
Showing
97 changed files
with
2,146 additions
and
231 deletions.
There are no files selected for viewing
This file contains bidirectional Unicode text that may be interpreted or compiled differently than what appears below. To review, open the file in an editor that reveals hidden Unicode characters.
Learn more about bidirectional Unicode characters

Original file line number | Diff line number | Diff line change |
---|---|---|
@@ -1,7 +1,38 @@ | ||
--- | ||
title: Lesona | ||
title: "MANOHITRA NY FAKAM- PANAHY" | ||
date: 01/02/2025 | ||
--- | ||
|
||
### Eo am-panatanterahana ity lesona ity izahay. | ||
Andramo indray azafady. | ||
### MANOHITRA NY FAKAM- PANAHY | ||
|
||
|
||
### Fampidirana | ||
|
||
**Vakio ny: Mat. 4:1-11** | ||
|
||
`Tsianjery: Mifidy andininy 1` | ||
|
||
### TONTOLO ANJAKAN'NY FIANKINAN- DOHA | ||
|
||
|
||
Miaina eto amin'ny tontolo anjakan'ny fiankinan-doha isika. Noforonina sy novolavolaina ny teknőlőjia mba handrisihana ny toetra miankin-doha izay mihazona ny mpampiasa azy hipendy sy hanaraka tsy tapaka ireo vaovao amin'ny finday. Mandany vola an-davitrisa dolara ireo mpanao dokam-barotra mba hamolahana ny sainy hihevitra fa tsy maintsy mividy vokatra iray izy. Mpianatra maro no sahirana mafy any an-tsekoly noho ny fandaniany ny alina amin'ny filalaovana "jeux vidéo" na ny fijerena ireo fandaharana mahafinaritra azy, raha tokony hatory izy ireo. Mety hiteraka fiankinan-doha amin'ny kafeina ny tsy fahampian- torimaso, kanefa izany dia mety ho zava-mahadomelina mitarika ho amin'ny fampiasana fanafody mahadomelina hafa. Voadinika sy voavolavola any amin'ny laboratoara ireo taharo anamboarana ny sakafo vokarin'ny orinasa samihafa mba hampitombo ny fanirian'ny olona hihinana izany. Ankoatra izany, nohamorain'ny "Smartphone" kokoa ny fananantsika fiainana miafina. Manjary mora ny mijery horonantsary samihafa nefa tsy misy na iza na iza mahalala ny fanaovanao izany, vokatry ny fisian'ny "écran" madinika. Midika izany fomba iray vaovao hahafahana mijery zavatra izany fa ankizy maro no mamorona fiainana miafina izay tsy fantatry ny ray aman- dreniny akory. Manafina izay ataony ao amin'ny Aterineto koa ny olon-dehibe, eny fa ana amin'ny vady aman-janany aza. Vokatr'izany, dia tombanana ho mifandraika amin'ny sary sy soratra mamoafady ny 35 isanjaton'ny zavatra alain'ny olona ao amin'ny Aterineto. | ||
|
||
|
||
Tena misy ny fakam-panahy, ary miseho amin'ny endrika maro izany. Mety tsy hitovy amin'izay mahazo ahy ny fakam-panahy mamely anao. Mandritra ity herinandro ity no hijerentsika momba ny fiainan'i Jesosy sy hahitantsika avy amin'ny ohatra nasehony ny fomba hanatanjahana ny saintsika mba hahatonga antsika hahatohitra ny fakam-panahy. | ||
|
||
> <p> Soraty</p> | ||
> Soraty araka ny dikan-teny tianao ny Mat. 4:1-11. Raha tsy ampy ny fotoana eo am- pelatananao dia ny and. 4 no soraty. Azonao soratana amin'ny fiteninao koa izany, ary azonao atao ny manao kisarisary na drafitra momba io toko io. | ||
|
||
|
||
Mampirisika anao izahay mba hifankazatra amin'ireo fitaovana izay hanampy anao sy ny hafa hiala amin'ny fiankinan-doha. Ireto ny rohy tsara hotadidina izay mifandraika amin'izany: | ||
|
||
- youthaliveportal.org/learning/en/addiction-prevention | ||
|
||
|
||
- gatewaytowholeness.com | ||
|
||
|
||
-www.adventistrecoveryglobal.org | ||
|
||
|
This file contains bidirectional Unicode text that may be interpreted or compiled differently than what appears below. To review, open the file in an editor that reveals hidden Unicode characters.
Learn more about bidirectional Unicode characters
Original file line number | Diff line number | Diff line change |
---|---|---|
@@ -1,7 +1,33 @@ | ||
--- | ||
title: Lesona | ||
title: "FAKAM-PANAHY MAHERY VAIKA" | ||
date: 02/02/2025 | ||
--- | ||
|
||
### Eo am-panatanterahana ity lesona ity izahay. | ||
Andramo indray azafady. | ||
|
||
### Saintsaino - FAKAM-PANAHY MAHERY VAIKA | ||
|
||
|
||
Ilaintsika tokoa ny sain'i Kristy eo am-piatrehana ny fakam-panahy. Ny fandresen'i Kristy tany an'efitra no mampiseho amintsika ny fomba hanoherana mialoha ny fahavalo. | ||
|
||
Tsy nankany an'efitra mba hitady fakam-panahy tsy akory i Jesosy. Nanaraka ny Fanahy Masina tany Izy mba hitady fotoana hivavahana sy hanaovany fiomanana ara-panahy ho amin'ny asa fanompoany. Miantomboka amin'ny fankanesana eo amin'ny toerana tendren'Andriamanitra hisy antsika ny fandresena ny fakam- panahy, fa tsy amin'ny fiantsoana tsy amim-piheverana ny fakam-panahy na koa amin'ny fametrahana izany eo anoloantsika. | ||
|
||
Efapolo andro taorian'ny nifadian'i Jesosy hanina vao tonga teo Aminy ilay mpaka fanahy; nandrasany ny fotoana nahaosa Azy indrindra. Mamoaka izay ratsy indrindra ao anatintsika indraindray ny hanoanana. Mora kizitina isika rehefa mihena ny herim-batana. Bitika ihany anefa izany raha oharina amin'ny maintsy niaretan'i Jesosy rehefa nifady hanina nandritra hanoanana mafy tsy ny efapolo andro Izy. Raha toa tsy nahafehy ny toe-tsainy i Jesosy na koa nanaiky hilefitra tamin'ny fitiavan- komana, dia ho nandresy i Satana. | ||
|
||
Ny fitiavan-komana no nizahan-toetra an'i Adama sy i Eva tao amin'ny saha Edena. Ankehitriny, dia mbola anankiray amin'ireo paikady mahomby indrindra ampiasain'ilay mpaka fanahy ny fileferana amin'ny fitiavan-komana, mba hitarihana ny olona hanota. Tsy misy zavatra manimba ny fifalian'ny fianakaviana iray amin'ny fomba haingana kokoa noho ny fiankinan-doha izay mifehy ny fiainan'ny olona. Mahalala ny halalin'ny fahalementsika anefa i Kristy ka miboiboika avy ao am-pony ny firaisam-po manoloana ireo tratry ny fandrik'izany tsingerina manimba izany (Heb. 4:15). Raha ny herintsika olombelona samirery, dia tsy azo heverina ny handresena ireo faniriana mifehy antsika. Nandresy anefa i Jesosy mba hanafahany antsika. | ||
|
||
Raha manatona an'Andriamanitra isika, dia mampanantena ny Baiboly fa handositra antsika koa ilay devoly izay nandositra an'i Jesosy, fony Izy nanohitra ny fakam-panahy, raha manohitra azy isika (Jak. 4:7,8). | ||
|
||
|
||
**Ivereno ny andalan-teny nosoratanao ary diniho izany.** | ||
|
||
**Farito ireo teny, na andian-teny, na fehezanteny, na hevitra miverimberina.** | ||
|
||
**Asio tsipika eny ambanin'Ireo teny na fehezanteny manan-danja na manana heviny manokana ho anao.** | ||
|
||
**Mampiasa hampifandraisana ireo teny na fehezanteny mifandraika amin'ny teny na fehezanteny hafa.** | ||
|
||
**Vakio ny Mat. 4:1-11, jereo izay fehezanteny manaitra anao ary ataovy tsianjery. Soraty imbetsaka izany mba hahamora ny fitadidianao azy.** | ||
|
||
`Amin'ny fomba ahoana no akan'ny devoly fanahy ny olona amin'izao andro izao amin'ny alalan'ny fitiavan-komana sy ny fizahozahoana ary ny avonavona?` | ||
|
||
`Inona avy ireo fakam-panahy mahery vaika atrehinao eo amin'ny fiainana?` |
This file contains bidirectional Unicode text that may be interpreted or compiled differently than what appears below. To review, open the file in an editor that reveals hidden Unicode characters.
Learn more about bidirectional Unicode characters
Original file line number | Diff line number | Diff line change |
---|---|---|
@@ -1,7 +1,30 @@ | ||
--- | ||
title: Lesona | ||
title: "NY TENA MAHA-IANAO ANAO" | ||
date: 03/02/2025 | ||
--- | ||
|
||
### Eo am-panatanterahana ity lesona ity izahay. | ||
Andramo indray azafady. | ||
### Hazavao - NY TENA MAHA-IANAO ANAO | ||
|
||
|
||
"Iza marina moa ianao?" Mirona ho amin'ny famantarana izany ny besinimaro ankehitriny. Ny kolontsaina malaza dia mampirisika ny fandinihana lalina ny ao anaty sy ny fanarahana izay safidin'ny fo. Kanefa raha miezaka mamantatra ny tenantsika tsy misy ny Mpahary antsika isika, dia hisy zavatra banga mandrakariva. Manjary saha misokatra ho amin'ny fanimban'ny fahavalo ny saintsika raha miezaka mamantatra ny maha-isika antsika ivelan'i Kristy isika. Indraindray isika mihevitra fa maneho ny maha-isika antsika tokoa amin'ny alalan'ny lamaody malaza, na fomba fiaina, na fitondran-tena, nefa raha ny marina dia manaraka fironana fotsiny isika. Mety hanjary manda managadra antsika aza izany. | ||
|
||
|
||
Mifanohitra tanteraka amin'izay ampianarin'izao tontolo izao no asehon'ny Baiboly momba ny maha-ianao anao marina. I Kristy irery ihany no afaka mandrodana ireo manda ao an-tsainao sy manafaka anao mba hahatonga anao ho ilay olona izay noforonin Andriamanitra. Ny tena maha-ianao anao dia "Kristy ao anatinao, Izay fanantenana ny voninahitra" - Kol. 1:27. Ny zava-miafina ny amin'i Kristy mitoetra ao anatintsika dia ity: arakaraka ny anolorantsika tena ho Azy no mahatonga antsika ho olona afaka. | ||
|
||
|
||
Toa marefo ny manda aorin'i Satana izao, fa mafy kosa any aoriana Mampanantena fahafahana izany kanefa mitondra ho amin'ny fanandevozana. Ny drafitr Andriamanitra dia toa henjana izao fa mampiadana any aoriana. Ny fanekena an-tsitrapo hilefitra amin'i Kristy no manome fahafahana marina. Ohatra, mora amin'ireo tanora zokiny ny manaram-po amin'ny fahazaran-dratsy tsy mahasalama ankehitriny, ary mizaka ny vokany izy rehefa antitra. Sarotra ny manao fampiasan- tena sy ny manana fomba fiaina ara-pahasalamana ankehitriny, kanefa mampiadana ao anatin'ny fahanterana izany. Sarotra ho an'ny olona miankin-doha amin-javatra iray ny miala amin'izany zavatra izany, saingy raha miala amin'izany tokoa izy dia mihatsara tsikelikely ny fiainany. Mora kosa mihasarotra tsikelikely ny fiainana. ny manohy ny fahazaran-dratsy, saingy | ||
|
||
|
||
Rehefa manova antsika amin'ny alalan'ny Fanahiny i Kristy (2 Kor. 3:18), dia manjary tahaka Azy isika. Ny fanovana anao ho araka ny endriny no manome ny maha-ianao anao marina, dia zanak Andriamanitra. Ny atao hoe Kristy ao anatintsika dia ny fiainan'i Kristy hita eo amin'ny fiainantsika. Azo atao tsara ny miova; minoa ary tanteraho eo amin'ny fiainanao izany amin'ny alalan'ny heriny. | ||
|
||
|
||
`Rehefa avy namaky izay nosoratanao sy nomarihinao ianao dia inona ireo hevitra ankapobeny misongadina manokana avy amin'izany?` | ||
|
||
|
||
`Inona avy ireo fanontaniana mipetraka avy amin'ny fandinihanao ny andininy fototra? Ampahany inona no sarotra?` | ||
|
||
|
||
`Inona avy Ireo fitsipika sy fehin-kevitra hafa hitanao ao?` | ||
|
||
|
||
`Manafaka antsika ny fanolorantsika tena ho an'l Kristy? Amin'ny fomba ahoana?` |
Oops, something went wrong.